|
|
|
|

Entry1  mamaly bontana
Part of speech  2  locution
Examples  3  Hatramin' ny nahafatesan-dRavokatra raikeliny, dia tahaka ny mamaly bontana azy ny toe-panahy asehon' I Lidy. [2.470]
4  Na misy aza ny Malagasy ampijalina, na misy aza ny Malagasy mankasitraka sy manampy fanorotoroana ny fireneny, misy koa ny mamaly bontana izany sy miatrika amin-kerim-po sy fahasahiana ny maha-Malagasy tsy tia handevoizina azy. [2.472]
Elementary words  5  mamaly, bontana

Updated on 2023/12/08